Teny iditra | marena tokantrano | |
Singan-teny | marèna ; tokantrano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | May your home life be true (a form in saluting newly married people) [1.2] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/20 |